Latsa-paka (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Latsa-paka ato am-poko aitxbq ry Jeso
zany antsonao miantso ahy
feo malefaka mibitsika ao am-po
fiantsona feno fitiavana
teny masina sy endry endre
manambitamby ahy manao hoe
iza no hiraiko ianao nafkvw va
ry mpanompo mahatoky ambarao
ity ny zanakao ry Tompo irao
fa tsy mandaha ny antsonao aho
fa vanona aho andeha n’aiza n’aiza
toerana anirahanao ahy
akany fanantenana oria slnas (fmta) tononkira.serasera.org
zany antsonao miantso ahy
feo malefaka mibitsika ao am-po
fiantsona feno fitiavana
teny masina sy endry endre
manambitamby ahy manao hoe
iza no hiraiko ianao nafkvw va
ry mpanompo mahatoky ambarao
ity ny zanakao ry Tompo irao
fa tsy mandaha ny antsonao aho
fa vanona aho andeha n’aiza n’aiza
toerana anirahanao ahy
akany fanantenana oria slnas (fmta) tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Hits : 3599
Likes : 0 Like
Created by : andreasr
Date : 05/11/2007 13:55
