Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izaho anie jeso (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie Jesoa ka mba maniry
tsy haditra intsony vqkx na tononkira.serasera.org hikiry
fa hiova fo ka tsy hania
ka onenonao doria doria
Izaho, izaho ckvurzyp anie Jesoa
mba diovinao
ho tempolinao
izaho, izaho anie Jesoa oo
tanonao ypnp mandrakizay
Izao anie Jesoa tsy te-hiala
eo anilanao mba hahalala
fa ny dianao dia vitsy tia
nefa paradisa mamy ery
izaho, izaho anie Jesoa.............
izaho anie Jesoa ka mba mikasa
tsy hamerina irony lasa
toetra sadasada maramara
tsy mba sitrakao ry Tompo tsara
izaho, izaho anie Jeso...................;
tsy haditra intsony vqkx na tononkira.serasera.org hikiry
fa hiova fo ka tsy hania
ka onenonao doria doria
Izaho, izaho ckvurzyp anie Jesoa
mba diovinao
ho tempolinao
izaho, izaho anie Jesoa oo
tanonao ypnp mandrakizay
Izao anie Jesoa tsy te-hiala
eo anilanao mba hahalala
fa ny dianao dia vitsy tia
nefa paradisa mamy ery
izaho, izaho anie Jesoa.............
izaho anie Jesoa ka mba mikasa
tsy hamerina irony lasa
toetra sadasada maramara
tsy mba sitrakao ry Tompo tsara
izaho, izaho anie Jeso...................;
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Hits : 4207
Likes : 0 Like
Created by : roux
Date : 03/04/2008 07:10
