RY ZANAK’ONDRY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gtoljrku 1-Ry Zanak'ondry ô! Masina Ianao
Ry Zanak'ondry ô!
Ianao no herinay, Ianao no vonjinay

Fiv: Ry Jesoa Kristy Ilay Mpanjaka lehibe
Ilay endrik’ilay nahary izao rehetra izao
Ry Zanak'ondry ô! Masina Ianao
Ry Zanak'ondry ô!

2-Ry Mpampianatra ô! Ampianaro aho
Hahaizako mampita dznq tononkira.serasera.org dhsmf ny hafatrao
Tafio hery aho, hahavitako
Ny asanao ry Tompo ô!

Fiv
Ry Jesoa Kristy ô! Masina Ianao
Ry Jesoa Kristy ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047