RAHA MANADINO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha manadino Anao aho ry Jerosalema ô
Aoka ny tanako havanana mba hanadino ahy
Raha manadino Anao aho, ry Jerosalema ô

Fiv: Ingao ny fiderana, ka asandrato re
Ny hiran’ny hosana venteso mafy hoe
Jerosalema ô! Jerosalema ô!
Ataoko ambony indrindra ny fifaliako Anao

2-Raha manadino Anao aho, ry Jerosalema ô
Aoka ny lelako iraikitra amin’ny lanilaniko
Raha tsy mahatsiaro Anao aho, ry Jerosalema ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1123
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4383