KRISTY NO TOMPONAY, KRISTY NO MPANJAKANAY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Kristy no tononkira.serasera.org Tomponay
Kristy no Mpanjakanay
Kristy no fiainanao
Mandrakizay ny fanjakanao
Fiv: Jesoa faly izahay
(Velona Ianao) ato anatinay
Resinao ny fasana
Maandrakizay ny fanjakanao
2- Jesoa mhwq no aronay
Jesoa no anjaranay
Jesoa no Masina
Mandrakizay ny fitiavanao
Fiv
Aza mataotra ianao
F’Izy efa riity maty ho anao
Ny fonao atolory Azy qdfvhin izao
F’Izy efa miandry anao
Kristy no Mpanjakanay
Kristy no fiainanao
Mandrakizay ny fanjakanao
Fiv: Jesoa faly izahay
(Velona Ianao) ato anatinay
Resinao ny fasana
Maandrakizay ny fanjakanao
2- Jesoa mhwq no aronay
Jesoa no anjaranay
Jesoa no Masina
Mandrakizay ny fitiavanao
Fiv
Aza mataotra ianao
F’Izy efa riity maty ho anao
Ny fonao atolory Azy qdfvhin izao
F’Izy efa miandry anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1311
Likes : 0 Like
Created by : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:28
