KRISTY NO TOMPONAY, KRISTY NO MPANJAKANAY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Kristy no Tomponay
Kristy no Mpanjakanay
Kristy no fiainanao
Mandrakizay ny hbylf fanjakanao

Fiv: Jesoa faly izahay
(Velona Ianao) ato anatinay
Resinao ny fasana
Maandrakizay ny fanjakanao

2- Jesoa no aronay
Jesoa xniowz no anjaranay
Jesoa no Masina
Mandrakizay ny fitiavanao

Fiv
Aza mataotra ianao
F’Izy fymvm efa tononkira.serasera.org maty ho anao
Ny fonao atolory Azy izao
F’Izy efa miandry anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1443
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1475