JESOA NO MPANJAKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no Mpanjaka
Jesoa no spvy mahery e!
Jesoa Mpanjakan’izao rehetra izao
Ho an’Azy anie ny ptlb haja
Ho an’Azy anie qhzaicz ny dera e!
Jesoa Mpanjakan’izao rehetra izao

Fiv: tononkira.serasera.org Ankalazo Izy e!
Fa masina Izy e!
Ankalazo Izy e!
Fa masina Izy e!

Maneran-tany e!
Ny lazanao ô!
Tsy hita lany ny voninahitrao

Fiv

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1712
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.162