IFONAKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Ifonako tokoa Jesosy ô!
Ireo lalan-diso nodiaviko hatrizay
Ka ankehitriny Tompo ô! fihino aho ho Anao
Mba hitoerako anatin’ny kggn fahazavana
Ref: rrztg Tena iriko ny ho eo ambany elatrao
Fifliako ny ho mba mpianatrao
Tano mrll aho tsy hivadika Aminao
Fa Ianao, eny Ianao no manda fiarovako
2-Ifonako tokoa Jesosy ô
Ireo fahotana nolalaoviko hatrizay
Kanefa haiko Tompo ô! fa Ianao irery ihany
No fiainana fahamarinana
Ireo lalan-diso nodiaviko hatrizay
Ka ankehitriny Tompo ô! fihino aho ho Anao
Mba hitoerako anatin’ny kggn fahazavana
Ref: rrztg Tena iriko ny ho eo ambany elatrao
Fifliako ny ho mba mpianatrao
Tano mrll aho tsy hivadika Aminao
Fa Ianao, eny Ianao no manda fiarovako
2-Ifonako tokoa Jesosy ô
Ireo fahotana nolalaoviko hatrizay
Kanefa haiko Tompo ô! fa Ianao irery ihany
No fiainana fahamarinana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 13:03
