IFONAKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ifonako tokoa Jesosy ô!
Ireo lalan-diso nodiaviko hatrizay
Ka ankehitriny Tompo ô! fihino aho ho Anao
Mba ltjeffvc hitoerako anatin’ny fahazavana

Ref: Tena iriko ny ho eo dgftqr ambany elatrao
Fifliako ny ho mba mpianatrao
Tano aho tsy hivadika Aminao
Fa Ianao, eny Ianao no manda fiarovako

2-Ifonako tokoa Jesosy ô
Ireo fahotana nolalaoviko hatrizay
Kanefa tononkira.serasera.org haiko myiczpv Tompo ô! fa Ianao irery ihany
No fiainana fahamarinana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 1446
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314