IANAO JESOA NO HERIKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

1-Ianao Jesoa no heriko
Andry vatolampy iakinako
Manana Anao tsy very, ny ranao mahery
No namafa ny heloko hatrizay

Fiv : ‘Ty fiangonanay tantanonao ry Jesoa ô
‘Ty firenenay tsarovinao tononkira.serasera.orgry Tompo ô
Ny Hanitry ny Lanitra no voatendrinao
Hitory ankira ilay fitiavanao

2-Menatra ny hilaza ny Aminao
Fandrao tsy ho tian’ny namako aho
Hifonako Aminao ireny, hiezaka aho ny hiteny
Ny sitraponao ry Tompo ô

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 84
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hanitrynylanitra
Tamin'ny : 08/07/2019 14:08:55
ID : 11881

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo