IANAO JESOA NO HERIKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao Jesoa no heriko
Andry vatolampy iakinako
Manana Anao tsy very, ny ranao mahery
No namafa ny heloko hatrizay
Fiv : ‘Ty fiangonanay tononkira.serasera.org tantanonao ry Jesoa ô
‘Ty firenenay tsarovinao ry Tompo ô
Ny Hanitry ny Lanitra no voatendrinao
Hitory nqph ankira ilay fitiavanao
2-Menatra ny hilaza ny Aminao
Fandrao tsy ho tian’ny namako aho
Hifonako Aminao ireny, hiezaka aho ny ragexvnt hiteny
Ny sitraponao ry Tompo ô
cspy
Andry vatolampy iakinako
Manana Anao tsy very, ny ranao mahery
No namafa ny heloko hatrizay
Fiv : ‘Ty fiangonanay tononkira.serasera.org tantanonao ry Jesoa ô
‘Ty firenenay tsarovinao ry Tompo ô
Ny Hanitry ny Lanitra no voatendrinao
Hitory nqph ankira ilay fitiavanao
2-Menatra ny hilaza ny Aminao
Fandrao tsy ho tian’ny namako aho
Hifonako Aminao ireny, hiezaka aho ny ragexvnt hiteny
Ny sitraponao ry Tompo ô
cspy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1256
Likes : 0 Like
Created by : hanitrynylanitra
Date : 08/07/2019 14:08
