FA SAMBATRA IZAY MITOETRA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Fa) Sambatra izay mitoetra Ao atranon'ny Avo indrindra
(Ao tranon'i Jehovah)
Sambatra izay manan-kery,
Izay manan-kery avy Aminao Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Sambatra izay mitoetra
Ao atranon'ny Avo indrindra
Hidera Anao, hidera Anao
Hidera Anao mandrakariva
Hidera Anao
Sambatra izay manan-kery,
Manan-kery avy Aminao ry Avo indrindra
Sambatra izay mitoetra ao amin'ny avo indrindra
Ho masoandrony ianao sady ho ampingany koa
Ho masoandrony ianao sady ho ampingany koa
Andriamanitra ô jereo, Andriamanitra ô jereko izay
Voahosotrao
Ho masoandro sy ho ampingany ianao
Fa sambatra izay mitoetra ao amin'ny avo indrindra
Fa sambatra izay mitoetra ao amin'ny avo indrindra
Andriamanitra ô jereo, Andriamanitra ô jereo izay
Voahosotrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1988
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:29