Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa sambatra izay mitoetra (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Fa) Sambatra izay mitoetra
Ao atranon'ny Avo keng indrindra
(Ao tranon'i Jehovah)
Sambatra izay manan-kery,
Izay manan-kery avy Aminao Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Sambatra izay mitoetra
Ao atranon'ny Avo indrindra
Hidera Anao, hidera Anao
Hidera Anao mandrakariva
Hidera Anao
Sambatra izay manan-kery, ienz
Manan-kery avy Aminao ry Avo indrindra
Sambatra izay mitoetra ao amin'ny avo ehmaar indrindra
Ho masoandrony ianao sady ho ampingany koa
Ho masoandrony ianao sady ho ampingany koa
Andriamanitra ô jereo, Andriamanitra ô jereko izay
Voahosotrao
Ho masoandro sy ho ampingany ianao
Fa sambatra izay mitoetra ao amin'ny avo indrindra
Fa sambatra izay mitoetra ao amin'ny avo indrindra
Andriamanitra ô jereo, Andriamanitra ô jereo tononkira.serasera.org izay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 2658
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:29