AN'NY JEHOVAH NY FAMONJENA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy Jehovah no momba sy mamonjy antsika
Ankalazao tononkira.serasera.org re « 2 »
Raha tsy Jehovah no momba sy hykofub miaro antsika
Dia nitsangana hamely antsika ny olona
Ka nitelina velona tamin?ny fahatezerany
Niodidina namatotra antsika ny fahafatesana
Ny riaky ny faharatsiana nanafotra antsika
Ny fiainana tsy hita nxyxmii nanaloka sy nanangoly
Jehovah kosa nisikina ukaftj tokoa « 2+3 »
Ny sandriny mahery mahay miady
No ikoizan?ireo mpandrafy
Isaorana anie ny anaran'ny Jehovah
Ilay mpiaro sy mpanavotra antsika

--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 2194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tx3
Daty : 29/05/2017 19:15