Ampidiro aloha ny tenimiafina
AN'NY JEHOVAH NY FAMONJENA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy kela Jehovah no momba sy mamonjy antsika
Ankalazao re « 2 »
Raha tononkira.serasera.org tsy Jehovah no momba sy miaro rmnpjq antsika
Dia nitsangana etwyn hamely antsika ny olona
Ka nitelina velona tamin?ny fahatezerany
Niodidina namatotra antsika ny fahafatesana
Ny riaky ny faharatsiana nanafotra antsika
Ny fiainana tsy hita nanaloka sy nanangoly
Jehovah kosa nisikina tokoa « 2+3 »
Ny sandriny mahery mahay miady
No ikoizan?ireo mpandrafy
Isaorana anie ny anaran'ny Jehovah
Ilay mpiaro sy mpanavotra antsika

--------
Link:
Comments
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 2183
Likes : 0 Like
Created by : Tx3
Date : 29/05/2017 19:15