AN'NY JEHOVAH NY FAMONJENA (AFAFI Taninanandrano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy Jehovah no momba sy mamonjy antsika
Ankalazao zylnrw re « 2 »
Raha tsy Jehovah no momba sy miaro antsika
Dia nitsangana hamely antsika ny olona
Ka nitelina velona tamin?ny gkareul fahatezerany

Niodidina namatotra antsika ny fahafatesana
Ny riaky ny faharatsiana nanafotra antsika
Ny fiainana tsy hita nanaloka sy nanangoly
Jehovah kosa nisikina tokoa « 2+3 »

Ny sandriny vkfze mahery mahay miady
No ikoizan?ireo mpandrafy

Isaorana anie tononkira.serasera.org ny anaran'ny Jehovah
Ilay mpiaro sy mpanavotra antsika

--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl ( 01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFAFI Taninanandrano
Visites : 2182
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tx3
Date : 29/05/2017 19:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406