Noely vaovao (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Fa hitondra fiadanana tononkira.serasera.org ho anao (Noely vaovao)
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Hanananao fiainam-baovao (Noely ho anao)
Fa ho afaka ireo fangejana kxwwmio anao
Noely vaovao, Noely ho anao.
ofnq NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
NOELY VAOVAO, Noely ho anao
Noely sarobidy nomen’Andriamanitra
Lasa ny haizina, mazava no injao
Miposaka aminao.
(Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Fa hitondra fiadanana ho anao (Noely vaovao)
Famonjena ho anao izao, hatolory Azy ny fonao
Hanananao fiainam-baovao (Noely ho anao)
Fa ho afaka ireo fangejana anao
Noely vaovao, Noely ho anao.)x2
ejntbal Noely vaovao, Noely ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Hits : 195
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 13/12/2025 20:33