Mpandresy (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsimaintsy mandresy sy shdyx tsy mety kivy
Satria Ianao Ray be fitia mitarika
Na onjan-drano na koa rivo-doza
Tsy hampiemotra anay fa hanara-dia Anao
2)N'inon-kidona. Na yzjgrjvr inon-kihatra
Ny fitiavanao dia azonay ho antoka
Satria Ianao no efa noteny
Fa Indro Izaho momba anareo mandrakariva
Ref :Nofidinao ho mpandresy tahaka Anao
Ka tafinao hery aman-tanjala
Koa sahinay ny mihira tononkira.serasera.org mafy hoe
ugqqd MPANDRESY ireo MPANDRESY ireo
MPANDRESY ireo izay mino Anao.
Satria Ianao Ray be fitia mitarika
Na onjan-drano na koa rivo-doza
Tsy hampiemotra anay fa hanara-dia Anao
2)N'inon-kidona. Na yzjgrjvr inon-kihatra
Ny fitiavanao dia azonay ho antoka
Satria Ianao no efa noteny
Fa Indro Izaho momba anareo mandrakariva
Ref :Nofidinao ho mpandresy tahaka Anao
Ka tafinao hery aman-tanjala
Koa sahinay ny mihira tononkira.serasera.org mafy hoe
ugqqd MPANDRESY ireo MPANDRESY ireo
MPANDRESY ireo izay mino Anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaVisites : 2206
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Date : 22/04/2017 12:26
