Mpandresy (AFA Amboaram-peo Fiderana Ambatomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsimaintsy mandresy sy tsy mety kivySatria Ianao Ray be fitia mitarika
Na onjan-drano na koa rivo-doza
Tsy hampiemotra anay fa hanara-dia Anao
2)N'inon-kidona. Na inon-kihatra
Ny fitiavanao dia azonay ho antoka
Satria Ianao no efa noteny
Fa Indro Izaho momba anareo mandrakariva
Ref :Nofidinao ho mpandresy tahaka Anao
Ka tafinao hery aman-tanjala
Koa sahinay ny mihira mafy hoe
MPANDRESY ireo MPANDRESY ireo
MPANDRESY ireo izay mino Anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Amboaram-peo Fiderana AmbatomangaHits : 1610
Likes : 0 Like
Created by : Amboaram-peo Fiderana Ambatoma
Date : 22/04/2017 12:26