Miveregna (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Ity misy koragna
Ho jakaina aminareo Ragnandria
Maro gne tsy mahalala
Be avao koa ny mbola uzlewjd varigna
Ame fiaigna mandalo rô
Fa mahatsapa sahira
Mirevena ame Tompo
Mandigny anao Izy modia
Andao rô zalay fa miantso gne Tompo
Andao ka malay, mba hiova loko
Andao rô Aba, tononkira.serasera.org malaky sa Endry ee
Zoky sy uwqzw zandry, izy efa miandry
II. Ario agny gne raha
Nagnandevo antsika efa ela
Fa akaiky ny farany
Malaky avao tsy ho tavela
K'aza mangatak'andro rô
Fa mipaiky gne lera
Sôda ho vkimzqt very lalagna agny
Anao miveregna
A/C: Andry (chorale AAF)
Ho jakaina aminareo Ragnandria
Maro gne tsy mahalala
Be avao koa ny mbola uzlewjd varigna
Ame fiaigna mandalo rô
Fa mahatsapa sahira
Mirevena ame Tompo
Mandigny anao Izy modia
Andao rô zalay fa miantso gne Tompo
Andao ka malay, mba hiova loko
Andao rô Aba, tononkira.serasera.org malaky sa Endry ee
Zoky sy uwqzw zandry, izy efa miandry
II. Ario agny gne raha
Nagnandevo antsika efa ela
Fa akaiky ny farany
Malaky avao tsy ho tavela
K'aza mangatak'andro rô
Fa mipaiky gne lera
Sôda ho vkimzqt very lalagna agny
Anao miveregna
A/C: Andry (chorale AAF)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVangy : 257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sedson4
Daty : 09/04/2026 12:45
