Miveregna (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Ity misy koragna
Ho jakaina aminareo Ragnandria
Maro gne tsy mahalala
Be avao oquptluf koa ny mbola varigna
Ame fiaigna mandalo rô
Fa mahatsapa sahira
Mirevena ame Tompo
Mandigny anao Izy modia
Andao rô zalay fa miantso gne Tompo
Andao ka malay, mba hiova loko
Andao rô Aba, malaky sa Endry ee
Zoky sy zandry, izy efa miandry
II. Ario agny gne raha
Nagnandevo antsika efa ela
Fa akaiky ny farany
Malaky avao tsy vqemrz ho tavela
K'aza mangatak'andro rô
Fa mipaiky gne lera
Sôda ho very xhdbctuy tononkira.serasera.org lalagna agny
Anao miveregna
A/C: Andry (chorale AAF)
Ho jakaina aminareo Ragnandria
Maro gne tsy mahalala
Be avao oquptluf koa ny mbola varigna
Ame fiaigna mandalo rô
Fa mahatsapa sahira
Mirevena ame Tompo
Mandigny anao Izy modia
Andao rô zalay fa miantso gne Tompo
Andao ka malay, mba hiova loko
Andao rô Aba, malaky sa Endry ee
Zoky sy zandry, izy efa miandry
II. Ario agny gne raha
Nagnandevo antsika efa ela
Fa akaiky ny farany
Malaky avao tsy vqemrz ho tavela
K'aza mangatak'andro rô
Fa mipaiky gne lera
Sôda ho very xhdbctuy tononkira.serasera.org lalagna agny
Anao miveregna
A/C: Andry (chorale AAF)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AAF - Akon'anjomara FamonjenaHits : 206
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 12:45
