Jéhovah no Mpiandry Tsara (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. rvokje Jehovah no mpiandry, tsara tokoa
Tsy hanan-java mahaory aho
Ninona hanjo ahy, tsy anantahotra aho
Fa izy no batery, sy fiarovana mafy ho ahy
Hitondra ahy, amorondrano
Eo no ialako sasatra.
Fiverenena :
Eny na dia mandeha, mamaky aloka aho
Dia tsy atahotra loza aho
Fa Inao no rijz amiko
Ny tehinao no mahafataotra ahy
Koa dia tononkira.serasera.org matoky sy mino aho
F'inao vyas no mpiandry ahy.
II. Fahasoavana sy ny famindram-ponao
No hanaraka ahy amin'ny andro ianako
Ny kapoakako fenoy fitiavana
Koa dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy
Tsy hanan-java mahaory aho
Ninona hanjo ahy, tsy anantahotra aho
Fa izy no batery, sy fiarovana mafy ho ahy
Hitondra ahy, amorondrano
Eo no ialako sasatra.
Fiverenena :
Eny na dia mandeha, mamaky aloka aho
Dia tsy atahotra loza aho
Fa Inao no rijz amiko
Ny tehinao no mahafataotra ahy
Koa dia tononkira.serasera.org matoky sy mino aho
F'inao vyas no mpiandry ahy.
II. Fahasoavana sy ny famindram-ponao
No hanaraka ahy amin'ny andro ianako
Ny kapoakako fenoy fitiavana
Koa dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 210
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 12:11
