Jéhovah no Mpiandry Tsara (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org I. Jehovah no mpiandry, tsara tokoa
Tsy hanan-java cgoqyspc mahaory aho
Ninona hanjo ahy, tsy anantahotra aho
Fa izy no batery, sy fiarovana mafy ho ahy
Hitondra ahy, amorondrano
Eo no ialako sasatra.
Fiverenena :
Eny na dia mandeha, mamaky aloka aho
Dia tsy atahotra loza aho
Fa Inao no amiko
Ny tehinao no mahafataotra ahy
Koa haqjwe dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy.
II. Fahasoavana sy ny famindram-ponao
No hanaraka ahy amin'ny andro ianako
Ny kapoakako fenoy fitiavana
Koa dia matoky eqas sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy
Tsy hanan-java cgoqyspc mahaory aho
Ninona hanjo ahy, tsy anantahotra aho
Fa izy no batery, sy fiarovana mafy ho ahy
Hitondra ahy, amorondrano
Eo no ialako sasatra.
Fiverenena :
Eny na dia mandeha, mamaky aloka aho
Dia tsy atahotra loza aho
Fa Inao no amiko
Ny tehinao no mahafataotra ahy
Koa haqjwe dia matoky sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy.
II. Fahasoavana sy ny famindram-ponao
No hanaraka ahy amin'ny andro ianako
Ny kapoakako fenoy fitiavana
Koa dia matoky eqas sy mino aho
F'inao no mpiandry ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AAF - Akon'anjomara FamonjenaHits : 164
Likes : 0 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 12:11
