Andao Hivavaka (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andao zalay, andao hivavaka e
Andao hirombo an'Andriamanitra e
Engao agny fisalasalà
Fa Jesô raika avao gne zogiebg tsara
Fiverenena :
Tsy misy vonjy, tsy gjggyahu misy toky
Laha tsy gne agnarany avao
Ario malaky, sikidy hcezaa ratsy
Tsy tononkira.serasera.org agnary anao an-davaka avao
2- Anao manafo, anao saramba ah
Ka megnatsy filazantsara ah
Izay mitory amegne sitrapo
Ahazo avao gne lapa soa
Andao hirombo an'Andriamanitra e
Engao agny fisalasalà
Fa Jesô raika avao gne zogiebg tsara
Fiverenena :
Tsy misy vonjy, tsy gjggyahu misy toky
Laha tsy gne agnarany avao
Ario malaky, sikidy hcezaa ratsy
Tsy tononkira.serasera.org agnary anao an-davaka avao
2- Anao manafo, anao saramba ah
Ka megnatsy filazantsara ah
Izay mitory amegne sitrapo
Ahazo avao gne lapa soa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AAF - Akon'anjomara FamonjenaHits : 169
Likes : 1 Like
Created by : sedson4
Date : 09/04/2026 11:28
