Andao Hivavaka (AAF - Akon'anjomara Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andao zalay, andao hivavaka e
Andao hirombo an'Andriamanitra e
Engao oiyn agny fisalasalà
Fa Jesô raika avao gne tsara
Fiverenena :
wqfe Tsy misy vonjy, tsy misy toky
Laha tsy gne agnarany avao
Ario malaky, tononkira.serasera.org sikidy ratsy
Tsy agnary anao an-davaka bjiqi avao
2- Anao manafo, anao saramba ah
Ka megnatsy filazantsara ah
Izay mitory amegne sitrapo
Ahazo avao gne lapa soa
Andao hirombo an'Andriamanitra e
Engao oiyn agny fisalasalà
Fa Jesô raika avao gne tsara
Fiverenena :
wqfe Tsy misy vonjy, tsy misy toky
Laha tsy gne agnarany avao
Ario malaky, tononkira.serasera.org sikidy ratsy
Tsy agnary anao an-davaka bjiqi avao
2- Anao manafo, anao saramba ah
Ka megnatsy filazantsara ah
Izay mitory amegne sitrapo
Ahazo avao gne lapa soa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AAF - Akon'anjomara FamonjenaVisites : 129
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sedson4
Date : 09/04/2026 11:28
