Ny Fitiavany (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Tsy sahiko hadinoina ny zwowb rà nalatsakao
Ianao, Ianao ilay nohomboina
Tsy sahiko hadinoina Ianao 'lay nohelohina.
Resy lahatra tononkira.serasera.org aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
Ianao Ilay nohomboina nisolo ny heloko
Fitia tsy lhiribbd manam-petra no indro atolotrao, ka
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
jqvvumgd Ianao Ilay nohomboina noho ny heloko.
Na maro ny adalako ny ratsy vitako
Ianao nanaiky hanafaka ahy
Tsy mendrika ho Anao aho fa Ianao nandefitra.
Jeso atolotro izao ny tenako ho Anao
Ianao, Ianao no hany inoako
Tefeo re ny foko fa vonona aho ny hanompo.
Ianao Fitiavako, Ianao no isaorako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Visites : 444
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:19