Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Fitiavany (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsaenhoy Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Tsy sahiko hadinoina ny rà nalatsakao
Ianao, Ianao ilay nohomboina
Tsy sahiko hadinoina Ianao 'lay nohelohina.
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
Ianao Ilay nohomboina nisolo ny heloko
tononkira.serasera.org Fitia tsy manam-petra no indro atolotrao, ka
Resy lahatra aho fa Ianao 'Lay Fitiavana
zcrbgeho Ianao Ilay nohomboina noho ny heloko.
Na maro ny adalako ny ratsy vitako
Ianao nanaiky hanafaka ahy
Tsy mendrika ho Anao aho fa Ianao nandefitra.
Jeso atolotro izao ny tenako ho Anao
Ianao, Ianao no hany inoako
Tefeo re ny foko fa dkksptqa vonona aho ny hanompo.
Ianao Fitiavako, Ianao no isaorako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Hits : 384
Likes : 1 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:19