RAHA VAO MIDONA (zanny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ctmlsjg vao midona ny aty
Dia efa mitraho koa ny any ho any
Mangina hatreo ‘lay fitia
Ny hafaliana miova ho tomany
Raha tataovan-drahona ny eto
D’efa misy ory any ho any
Ireo lavi-tiana dia misento
Ireo kamboty kontsan-tomany
Fiainana sarita-dava
Tsy ahitana tononkira.serasera.org ny marina intsony
Mampilofika ireo fmqiouz tsy mahazaka
Mandratra ny fony
Ka ho anao
Dia hery no isinkino
Ary ny tahotra ialao
Fa mbola ho voiv avy
Indray andro any
Mbola hiaona
Izaho sy ianao
A/C ZANNY
Dia efa mitraho koa ny any ho any
Mangina hatreo ‘lay fitia
Ny hafaliana miova ho tomany
Raha tataovan-drahona ny eto
D’efa misy ory any ho any
Ireo lavi-tiana dia misento
Ireo kamboty kontsan-tomany
Fiainana sarita-dava
Tsy ahitana tononkira.serasera.org ny marina intsony
Mampilofika ireo fmqiouz tsy mahazaka
Mandratra ny fony
Ka ho anao
Dia hery no isinkino
Ary ny tahotra ialao
Fa mbola ho voiv avy
Indray andro any
Mbola hiaona
Izaho sy ianao
A/C ZANNY
--------
Rohy:
