RAHA VAO MIDONA (zanny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao midona tononkira.serasera.org ny aty
Dia efa mitraho koa ny any ho any
Mangina hatreo ‘lay mvgpvwr fitia
Ny hafaliana miova ho tomany
Raha rljevzp tataovan-drahona ny eto
D’efa misy ory any ho any
Ireo lavi-tiana dia misento
Ireo kamboty kontsan-tomany
Fiainana sarita-dava
Tsy ahitana ny obzclhd marina intsony
Mampilofika ireo tsy mahazaka
Mandratra ny fony
Ka ho anao
Dia hery no isinkino
Ary ny tahotra ialao
Fa mbola ho avy
Indray andro any
Mbola hiaona
Izaho sy ianao
A/C ZANNY
Dia efa mitraho koa ny any ho any
Mangina hatreo ‘lay mvgpvwr fitia
Ny hafaliana miova ho tomany
Raha rljevzp tataovan-drahona ny eto
D’efa misy ory any ho any
Ireo lavi-tiana dia misento
Ireo kamboty kontsan-tomany
Fiainana sarita-dava
Tsy ahitana ny obzclhd marina intsony
Mampilofika ireo tsy mahazaka
Mandratra ny fony
Ka ho anao
Dia hery no isinkino
Ary ny tahotra ialao
Fa mbola ho avy
Indray andro any
Mbola hiaona
Izaho sy ianao
A/C ZANNY
--------
Link:
