TSY HANGINA (Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoan’ny mpandresy ihany ny ady
Na ny harena hoan’ny olo-marina
Na voninahitra hoan’ny mpitady
Fa ao ny Ray mpandamina
Ao ny andro hifaliana
Ao ny tononkira.serasera.org andro hitomaniana
Ny zava-drehetra samy nataony
Mendrika amin’ny fotoanany
Tsy hangina oyreiuzm fa hihira hihoby hiantsa
Fa ny feo asandratro hidera ny avo
Izy no Mpiandry zhjghws ahy sy mpitari-dalana
(Izy no mampianatr’ahy hanam-paharetana)
Hery sy ampinga azo xmpe antoka indrindra
( N’inona hidona ny finoana tsy hirona)
Ao ny andro natao hifaliana
Ao ny andro natao hitomaniana

--------
Lien: