IFONAKO (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamelà ny hadisoako
Raha mbola tia ahy ianao
Ifonako

Indray andro tsy ahitako anao
Moa va tsy ny ela tuaevnq be
Maika mantsy levkb toy izao
Hadisoako ve?

Takona ny masoandro
Raha tsy eo anilanao
Ifonako
(interlude)

Ifonako

Raiso re ny tanako
Ho toky tànanao
Raiso ikhubxd ny fitiavako
Tsy miova hatrizay

(miakatra 1ton)
Takona ny masoandro
Raha tsy eo anilanao
Ifonako

(miakatra 1/2ton)
Ifonako

(miakatra 1ton)
Ifonako (2 tononkira.serasera.org fois)
Raha tsy eo anilanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vola sy Noro
Visites : 11714
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/01/2006 18:51
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155