Voasoratra (Voice For Light)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Ray, nanavotra ahy
Ianao nanasa sy nanadio ahy;
Reo fahotako, reo adalako
Nofafanao dnhrbn mba tsy andrakotra ahy
(x2)
Fiv: Ny fiainako ry Ray
Dia ho ankiniko Aminao;
Ny olana saro-bahana,
Dia tsy hanan-kery raha mbola Ianao no Raiko.
Manomboka izao dia tsy ho irery aho
fa navotanao mba tsy tononkira.serasera.org ho very;
Zava-poana aho raha jobl tsy eo Ianao
Manantena ny auwqv fiainam-baovao.
(x2)
Fiv: ..........
Voasoratra aho
Voavotra aho
An-tranon-dRay
Ho mpandova aho rahatrizay.
Misaotra aho, misaotra aho!
Misaotra Anao zahay!
O ry Ray!
Fiv: .........
Ianao nanasa sy nanadio ahy;
Reo fahotako, reo adalako
Nofafanao dnhrbn mba tsy andrakotra ahy
(x2)
Fiv: Ny fiainako ry Ray
Dia ho ankiniko Aminao;
Ny olana saro-bahana,
Dia tsy hanan-kery raha mbola Ianao no Raiko.
Manomboka izao dia tsy ho irery aho
fa navotanao mba tsy tononkira.serasera.org ho very;
Zava-poana aho raha jobl tsy eo Ianao
Manantena ny auwqv fiainam-baovao.
(x2)
Fiv: ..........
Voasoratra aho
Voavotra aho
An-tranon-dRay
Ho mpandova aho rahatrizay.
Misaotra aho, misaotra aho!
Misaotra Anao zahay!
O ry Ray!
Fiv: .........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Voice For LightVangy : 1578
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : naty06
Daty : 30/01/2019 22:31
