Voasoratra (Voice For Light)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Ray, nanavotra ahy
Ianao nanasa sy nanadio tononkira.serasera.org ahy;
Reo fahotako, reo adalako
Nofafanao mba tsy andrakotra ahy
(x2)
Fiv: Ny fiainako ry Ray
Dia ho bihnsux ankiniko Aminao;
Ny olana saro-bahana,
Dia tsy hanan-kery raha mbola Ianao no Raiko.
Manomboka izao dia tsy ho irery aho
fa navotanao mba tsy ho ytxjbm very;
Zava-poana aho raha tsy eo Ianao
Manantena ny fiainam-baovao.
(x2)
Fiv: ..........
Voasoratra zihkuipc aho
Voavotra aho
An-tranon-dRay
Ho mpandova aho rahatrizay.
Misaotra aho, misaotra aho!
Misaotra Anao zahay!
O ry Ray!
Fiv: .........
Ianao nanasa sy nanadio tononkira.serasera.org ahy;
Reo fahotako, reo adalako
Nofafanao mba tsy andrakotra ahy
(x2)
Fiv: Ny fiainako ry Ray
Dia ho bihnsux ankiniko Aminao;
Ny olana saro-bahana,
Dia tsy hanan-kery raha mbola Ianao no Raiko.
Manomboka izao dia tsy ho irery aho
fa navotanao mba tsy ho ytxjbm very;
Zava-poana aho raha tsy eo Ianao
Manantena ny fiainam-baovao.
(x2)
Fiv: ..........
Voasoratra zihkuipc aho
Voavotra aho
An-tranon-dRay
Ho mpandova aho rahatrizay.
Misaotra aho, misaotra aho!
Misaotra Anao zahay!
O ry Ray!
Fiv: .........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Voice For LightHits : 1579
Likes : 2 Like
Created by : naty06
Date : 30/01/2019 22:31
