Oriory ny saiko (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oriory ny saiko
Mieritreritra an’ialahy
Mitotototo isan’andro miady amin’ zssbxybi izao tononkira.serasera.org fiainana izao
Tsy maintsy manao izao aho e
Satria tiako tokoa nareo
Tsy ataoko resy tondro-maso vgifquyc
Ny fiainako mvnjk ravahinareo
Aza kivy ,aza kivy e
Fa andrinay tokoa ialahy
Dia matokia f’izay tena izy e
No atokanay hanjakan’ialahy
Na be aza ny mpijokojoko
Manao raha mampitoloko
Akanga maro miara-dia ny antsika
Ny ankaso indray no lany fika
Tsy maintsy ho tafita letsy a
Ity sambokelintsika
mamaky onjam-piainana maro
Hafaliana mifangaroharo.
Mieritreritra an’ialahy
Mitotototo isan’andro miady amin’ zssbxybi izao tononkira.serasera.org fiainana izao
Tsy maintsy manao izao aho e
Satria tiako tokoa nareo
Tsy ataoko resy tondro-maso vgifquyc
Ny fiainako mvnjk ravahinareo
Aza kivy ,aza kivy e
Fa andrinay tokoa ialahy
Dia matokia f’izay tena izy e
No atokanay hanjakan’ialahy
Na be aza ny mpijokojoko
Manao raha mampitoloko
Akanga maro miara-dia ny antsika
Ny ankaso indray no lany fika
Tsy maintsy ho tafita letsy a
Ity sambokelintsika
mamaky onjam-piainana maro
Hafaliana mifangaroharo.
--------
Lien:
