Tonga (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tonga aho Jesoa, xoeva tonga hidera tononkira.serasera.org Anao
Tonga eto aho, tonga hanaja Anao
Tonga aho jesoa, mba hankalaza Anao
Tonga gaemb aho, na dia tsy mendrika
REF:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
2)Tonga indray Jesoa ilay fotoana iray
Hnavaozako ny voadiko hatrizay
Tonga aho ry Ray, averiko eto indray
Fa hanompo Anao mandrakizay
REF*2:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy qkidap anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
SVM RF - FJKM Bemasoandro itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tonga eto aho, tonga hanaja Anao
Tonga aho jesoa, mba hankalaza Anao
Tonga gaemb aho, na dia tsy mendrika
REF:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
2)Tonga indray Jesoa ilay fotoana iray
Hnavaozako ny voadiko hatrizay
Tonga aho ry Ray, averiko eto indray
Fa hanompo Anao mandrakizay
REF*2:
Satria tonga Ianao, tonga hamonjy qkidap anay
Mpanota toy izao no antsoinao ry Ray
Jesoa Tompo ô, raiso ny tanako
Ka soraty re ny anarako
SVM RF - FJKM Bemasoandro itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Commentaires
Sandosantos
(
25/11/2024 08:14)
tsy ho ela dia ho tonga ny fankalazana ny Noely ary izany indrindra no entinay hankalazana izany amin'ity hira vaovao ity
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 327
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 25/11/2024 08:09
