FIFALIANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. mkixzm He feno fifaliana sy haravoana
indray 'zahay satria nahoana?
Mahita tononkira.serasera.org anao manatrika etoana
He faly fa jwqewwfg tafahaona
REF:
Hitahy anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana e!
Andao re mba hiaraka isika
hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy miato
2. Andao re mba hiaraka isika
Hidera ppyych an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato
A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
indray 'zahay satria nahoana?
Mahita tononkira.serasera.org anao manatrika etoana
He faly fa jwqewwfg tafahaona
REF:
Hitahy anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana e!
Andao re mba hiaraka isika
hidera an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy miato
2. Andao re mba hiaraka isika
Hidera ppyych an'Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato
A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
26/04/2023 12:12)
He feno fifaliana sy haravoana indray 'zahay satria nahoana?.......Andao re mba hiaraka isika hidera an'Andriamanitsika
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 1146
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 26/04/2023 12:11
