Anjarako (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny ampitsoko Jesoa dia tsy inohcf mbola fantatra
'Zay ambadiky ny anio dia tena ankamantatra
Fa ny fantatro dia izao, tsy hanary ahy Ianao
Ary hanampy ahy amin'izay sarotra atao
REF: Na mafonja aza ity vesatra lanjaiko ity
Hahatsiarovako ilay nentinao namonjy ahy tao Kalvary
Ka mahatoky aho Mpamonjy tia
Tsy hiala ao Aminao aho raha mbola ety
2) Dia mitohy ny làlako sady mbola lavitra
Dia mitohy koa ny tantarako mety hivadibadika
Miovaova mantsy izao hita maso rehetra izao
Fa ny site tanjoko dia hiafara ao Aminao
REF: Na mafonja aza ity vesatra lanjaiko ity
Hahatsiarovako xxoufl ilay nentinao namonjy ahy tao Kalvary
Ka mahatoky aho Mpamonjy tia
Tsy hiala ao Aminao aho raha mbola ety
Na mafonja aza ity vesatra lanjaiko ity
Hahatsiarovako ilay nentinao tononkira.serasera.org namonjy ahy tao Kalvary
Ka mahatoky aho Mpamonjy tia
Fa anjarako Ianao mandrakizay doria
Fa anjarako Ianao mandrakizay doria
Fa anjarako Ianao mandrakizay doria
SVM-RF FJKM Bemasoandro Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By: Sandy RANDRIANAIVO
Janvier 2026

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 364
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 27/03/2026 10:57