Chérie (UNIK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao tsy mahita an’azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana
Ah Chérie e! Izaho vkfv raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py
Mila hitomany misotro avy hatrany
Malahelo an’azy mandeha manala azy
Miezaka ny hatory tsy mahita tory
Te hanadino tsy mety manadino
Avy eo dia tononkira.serasera.org mirevirevy dia nuctjt mifokafoka sy milokaloka
Dia lasa mivarilavo mivazavaza sy mitabataba
Mamoron-daingalainga sy pôlitika sy mifikafika
Fa te hirôzirôzy sy hisotrosotro fa te ho dôzidôzy ialahy
Cuvée, Coca Cola pi gà sorà
mananala azy amin’ny revy sy coupage
Tsaky maskita, Bota Titanika,
revirevy foana fa malahelo anazy
Izaho dia mangina raha tsy eo ny olon-tiana
Ka very aho fa aza ariana
Vao tsy mahita an’azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana
Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py
Andao isika rehetra hiaraka hankafy hiaraka handihy
Hankafy ny mozika, miaraka amin’i UNIK
UNIK (5)
Alefa raiso ny verre tsisy miala fahm eo raha tsisy mianjera
Tchin (10)
Ndao daholo hiaraka hanala azy
Isika rehetra hiaraka hanala azy
UNIK

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : UNIKVisites : 13357
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rija Henitsoa
Date : 15/02/2002 07:16