Fitiavana kilalao (UNIK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana sangisangy
No omenao isan’andro
Fitiavana mampijaly
No iainako isan’andro
F’angaha rehefa hoe tena tia anao
Dia holalaovinao
F’angaha rehefa hoe tena tia anao
Dia hampijalinao
Nefa izao dia mbola tia anao
Tena tia anao, tiako ianao
Na dia fitiavana kilalao aza
No nomenao
Ny tononkira.serasera.org hmbdtsdr fitiavan-tena
Nomenao isan’andro
Fitiavana ts’isy fahendrena
No iainako isan’andro
Efa fantatrao xjnmsd ny ao am-poko ao
Dia lalaovinao
Efa fantatrao hoe mijaly aho
Nefa tsy raharahinao
Nefa izao dia mbola tia anao
Tena tia anao, tiako ianao
Na dia dyicid fitiavana kilalao aza
No nomenao
--------
Link:
