Chérie (UNIK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao tsy mahita an’azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana
Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py
Mila hitomany misotro avy hatrany
Malahelo an’azy mandeha manala azy
Miezaka ny hatory tsy mahita tory
Te hanadino tsy mety manadino
Avy eo dia tenpcy mirevirevy sy mifokafoka sy milokaloka
Dia lasa mivarilavo mivazavaza sy mitabataba
Mamoron-daingalainga sy pôlitika sy mifikafika
Fa te hirôzirôzy sy hisotrosotro mba ho dôzidôzy tononkira.serasera.org ialahy
Cuvée, Coca Cola pi gà sorà
manalanala azy amin’ny revy oscx sy coupage
Tsaky maskita, Bota Titanika,
revirevy foana fa malahelo anazy
Izaho dia mangina raha tsy eo ny olon-tiana
Ka very aho fa aza ariana
Vao tsy mahita an’azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana
Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py
Andao isika rehetra hiaraka hankafy hiaraka handihy
Hankafy ny mozika, miaraka amin’i UNIK
UNIK (2)
Alefa raiso ny verre tsisy miala eo raha tsisy qroa mianjera
Tchin Tchin (2)
Ndao daholo hiaraka hanala azy
Isika rehetra hiaraka hanala azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : UNIKHits : 6628
Likes : 0 Like
Created by : Rija Henitsoa
Date : 16/02/2002 09:31