Noentiny (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivariva mba nitazatazana aho
Ny filentikan'ny masoandro iny miadana
Nisy olombelona nipoitra tany izy e !
Nitondra fitoniana sy tambitamby be
Gidragidra ny miaina eto fa ny sentoko dia sentony ihany e !
Zatrazatra misendotra ahofa nisinda ny aretiko androany e !
Te hivokona ny tanana
Fa @ izao izy tsa manahy
Satria noraisin'ny tananao nao nao nao nao nao

Brdg: Bitsibitsika mangina no nataoko
Dia avy eo tsiky no nasetriny ahy
Hatr@ iny dia noentiny aho
Noentiny aho , oh

Refr:Mamy rehefa miaraka @ao
Tsy haiko intsony hoe eto ambonin'ny tany
Sa misdisidina any
Ohatr'izany ny tsapako ooo

Tanteraka androany ilay vinavina
Raha ianao ny toaka za-ako efa binabina
Mila mpampitony aho
Raha sendra hakiviana
Ampitonio aho f'efa zatra mibang bangn'ny adve
Natsoiny aho najainy aho na tsy hainy hoe iza fa dia niaraka nandeha nankany e!
Nafoiny izay tany e!nariany angamba be resaka sy be vinany e!
Izaho hono no tiany

Brdg
Refrain

Yeyeyeyeyeye.....

Refrain

Allô!Ianao ihany e!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsota
Visites : 1375
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mahery07
Date : 21/12/2022 20:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752