Mamirapiratra (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mifoha maraina dia miasa ny saina
Fa tsy ohatran'ny anareo milamimina be
Efa notezaina ny tsy hitaraina
Sy tsy mba hitazona izay te andeha
Isanandro izahay mi-fonce eh
Izay tsy mazaka bone chance eh
Rehefa te handao ianao mahazo mandeha
Fa tsy mi-oah oah oah

Tsy hoe ratsy fa tsy mety aminao hoa
Ny feeling anay hoa f'aza mba mifanambany
Zory ny lalana x2, ndana makany ah
Tsy hoe ratsy fa tsy mety aminao hoa
Ny feeling anay hoa f'aza mba mifanapepo oh
Vao may ianao tsy azaka fa izahay

Mamirapiratra foana x4
Raha tsisy anao anie tsy hoe tsy manana
Tohizanay foana ny lalana
Aleoko mihira, oh na na na
Ka tonio ny fo

Aleteo tsara ao an-doha
Fa samy hafa ny ankehitriny sy taloha
Izay tsara tsy voatery ahasoa
Fa ny life lanja miakatra tokoa
Ka alefa tohizo ihany
Dia hita eo izay valaka fa miodina ny tany
Izahay koa hitanao eny foana

Tsy hoe ratsy fa tsy mety aminao hoa
Ny feeling anay hoa f'aza mba mifanambany
Zory ny lalana x2, ndana makany ah
Tsy hoe ratsy fa tsy mety aminao hoa
Ny feeling anay hoa f'aza mba mifanapepo oh
Vao may ianao tsy azaka fa izahay

Mamirapiratra foana x4
Raha tsisy anao anie tsy hoe tsy manana
Tohizanay foana ny lalana
Aleoko mihira, oh na na na
Ka tonio ny fo

Isanandro izahay mi-fonce eh
Izay tsy mazaka bone chance eh
Zory ny lalana x2, ndana makany ah
Vao may ianao tsy azaka fa izahay

Mamirapiratra foana x4
Raha tsisy anao anie tsy hoe tsy manana
Tohizanay foana ny lalana
Aleoko mihira, oh na na na
Ka tonio ny fo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsota
Visites : 305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 25/05/2025 09:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.251