TSY HATREO (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy,
Iriko raha mba omenao ahy
‘Lay fahendrena mamantatra ity làlanay
Mampangaihay ireo izay miseho
Ny mahagaga ahy anefa jfgjdw hoy Ianao tsy hatreo
Fa ao ny mahasoa anay Tsara noho ny hatrizay
Nefa tsy ho takatray
Raha tsy fenoinao Ry Fanahy
Bridge 1: Ka ho tsaroanay hatrany ny hisaotra Anao
N’inona n’inona no atolotrao
Ary am-ponay hatrany ‘lay nolazainao
Hoe fiadanana no ao ambadika ao
Ref: Nataonao hihoarako prgp ‘reny rehetra ‘reny
Ary koa hampiharako, ‘reo voateny ombieny
Ka hivoarako am-panahy
‘Reo sarotra hanefenao ahy
Tsy misy hatreo rehefa Ianao no miteny
Mba hihoarako ‘reny rehetra ‘reny
Ary koa hampiharako, ‘reo voateny ombieny
Ka hivoarako am-panahy
‘Reo sarotra hanefenao ahy
Tsy misy hatreo rehefa Ianao no miteny
Interlude
Bridge 2: Ny ampitsonay miafina mandrakariva
Ny fanantenana indraindray toa miha-iva
Raha tsy omenao ‘lay fijerinao tsy hahita atao
Bridge 1: ...
Ref:...
Mba hihoarako ‘reny rehetra ‘reny
Ary koa hampiharako, ‘reo voateny ombieny
Ka hivoarako tononkira.serasera.org am-panahy
‘Reo sarotra hanefenao ahy
Tsy misy hatreo rehefa Ianao no miteny
Tsy misy hatreo rehefa ianao no miteny
Tsy misy hatreo rehefa ianao no miteny
eihzxukd

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TSIAROVisites : 1414
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Faliana2402
Date : 11/01/2021 22:30