Tsy ho ela (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O iaho AbaO iaho Ene
Sarombaho Jesosy
Sarombaho malakimalaky
Fa tsy hainao gny iafarà
Tany toy magnaly fa miha raty
Ka aia? Ô aia ? Ty hisy anao
(Ho avy ny fitsarana)
Tsy ho ela, tsy ho ela
Tsy ho ela, tsy ho ela
Hitsara gn'olo velo ndra gny maty e
Hizara lova ho an'ireo mpanompo mino Azy e
Ombiasy mifasy sikily
Aka raty io engao agny e
Irampino Jesosy
Irampino fa io Ndragnahary
Agnafaka anao amy gnalatsa
Verevere fanao gny devoly raty
Ka aia? Ô aia ? Enane zao
(Ho avy ny fitsarana)
Tsy ho ela, tsy ho ela
Tsy ho ela, tsy ho ela
Hitsara gn'olo velo ndra gny maty e
Hizara lova ho an'ireo mpanompo mino Azy e
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 21
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 06:19
