Niandry (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry irery foana teo
Toa nanirery royfcq
Niandry ny namany
Niaretany avokoa ireo
Orana nifafy nanakotsa ny tenany
Nangingina tsy nahateny
Nahatsiaro nangatsiaka ny vatany
Nierikerika nanantena
Sao hoe mbola tazany

Ny hatsiaka izay namirifiry
Azony taminy
Ny tononkira.serasera.org orana izay mikija tsy oicvjngb zakany
Niafiany eny kznm aminy

Tsy nahita fa nody fotsiny izy
Nandeha tsy nahaloa-peo
Nangingina toa tsy nahateny
Niandry fotsiny teo

Efa dila ny lera
Aza miandry azy intsony
Naleony niova
Sasatra niandry

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tovo J'Hay
Visites : 8360
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/09/2002 01:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119