Fiombonam-panahy (feat Nirina) (Tianasoa Razafindrabary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao mba hiara ampiara-peo
Izaho sy ianao
Hanandratra hira fiderana
Ho fanehoana fa iray ihany
Rehefa nandray an'i Jeso Kristy

Hay ianao koa mba toa ahy
Te hiombom-panahy
Hanandratra hira fiderana
Hilaza ny hatsarany
Hatrany amparan'ny vgthj tany
Sy ny famonjena
Natolony ho ahy sy ho anao

Indreto izahay Tompo ô
Vonona anompo anao
Na samy hafa finoana sy fihaviana
Fefy iray ao aminao
Ka hitory tononkira.serasera.org ny anaranao
Amizao tontolo izao
F'izay no sitrakao

Mety ho maro ny tryi olana
Sy ny sakatsakana
Fa vonona hifanoana

Ny herin'ny fanahy
No ianteherana
Ny zoem vavaka tsy ambaninjavatra

Hiombom-panahy
Iray no tanjona ho any an-danitra
oh oh oh
Ho any an-danitra

Indreto izahay Tompo ô
Vonona anompo anao
Na samy hafa finoana sy fihaviana
Fefy iray ao aminao
Ka hitory ny anaranao
Amizao tontolo izao
F'izay no sitrakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0213