Vavaky ny reraka (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Asandratro xwsy anio ny lohako, akariko ny tqrqvis fijeriko
Hibanjina iny habakabaka
Midadasika (tsy hita faritra)
Ao no misy Anao
Ray hdbqzvpm ô (Ray ô)
Raha sitrakao (Raha sitrakao)
Mba omeo (omeo hery aho)
Mitalaho (Ry Tompo ô)
Fa tononkira.serasera.org reraka ny fanahiko
Torovan-tsento ny fiainako e
2. Sasatr’asa izany tenako
Mila hilofika ny fijeriko
Tsy mamindra intsony koa fa reraka
Mety tsy ho haiko ny marainako e
Hibanjina iny habakabaka
Midadasika (tsy hita faritra)
Ao no misy Anao
Ray hdbqzvpm ô (Ray ô)
Raha sitrakao (Raha sitrakao)
Mba omeo (omeo hery aho)
Mitalaho (Ry Tompo ô)
Fa tononkira.serasera.org reraka ny fanahiko
Torovan-tsento ny fiainako e
2. Sasatr’asa izany tenako
Mila hilofika ny fijeriko
Tsy mamindra intsony koa fa reraka
Mety tsy ho haiko ny marainako e
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Ny Hasim-pideranaVisites : 1683
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 10:44
