Hahery aho (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hahery aho fa obyfm manana Anao
Tsy ho kivy koa satria eo foana Ianao
Eo foana Ianao hitantana ny dia
Eo foana hizara, hanome ilay fitia

Tsy misy zavatra hanahirana
Fa Ianao Jesoa no hisahirana
Ianao no ampinga fiarovana ho ahy
Izany re no manainga ahy tsy hanahy

Ny tafio-drivotra aza noteneninao, nitony
Ny onja nisafoto, tsy nisamboaravoara intsony
Fa manaiky Anao izao rehetra izao
Izay rehetra miseho..., voafehinao ireo
Raha ny nwxi hery ety an-tany
Tsisy mihitsy mahavita toy ireo nataonao...

Hahery aho fa manana Anao
Tsy ho kivy koa satria eo foana Ianao
Eo foana Ianao hitantana ny dia
Eo foana hizara, hanome ilay fitia

Tsy misy zavatra hanahirana
Fa Ianao Jesoa no hisahirana
Ianao no ampinga fiarovana ho ahy
Izany re no manainga ahy tsy hanahy

Ny fahafatesana aza tsy nahaleo tononkira.serasera.org ny Herinao
Ilay fasana mpangeja,
nivoha nidana tsy nahatoha Anao
Fa manaiky Anao izao rehetra izao
Izay rehetra miseho..., voafehinao ireo
Raha yimbw ny hery ety an-tany
Tsisy mihitsy mahavita toy ireo nataonao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Miantefa
Visites : 1063
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Namana tsy mahafoy
Date : 26/05/2022 09:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453