NY TIA (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha lavo aho dia teo Ianao
Mavomavo aho fa tsy nohambanianao
Fa fitiavana no asetrinao hatrany ireny
Tena jwvbqm namana fitaratra amin'ny toetra na zhqpi fiteny
Raha mifaly aho dia eo Ianao
Raha narary aho mbola teo foana Ianao
Fanomezana avy amin'Andriamanitra
Hampafantatra izany atao hoe "TIA" maharitra
Ny Fitiavana dia manolotra ny ainy hamonjy ny hafa
Ny tena namana tsy manotrika izay tsy nety na sarotra aza
Mahari-po no sady mora fanahy
Tsy mihebo koa fa mitsinjo ny ho avy
Tsy manao izay tsy mahamendrika
Tsy masiaka na koa mora tezitra
'Lay mifaly raha mahomby ianao
'Lay mananatra raha toa mizahozaho

Mahari-po sady no mora fanahy
Tsy mihebo koa fa mitsinjo ny ho avy
"Ny TIA dia manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany
Ny TIA dia esyk mahari-po sady mora fanahy
Tsy mialona tononkira.serasera.org - tsy mirehareha - tsy mihebohebo
Tsy manao izay tsy mahamendrika - tsy mitady ny azy
Tsy mora sosotra - Tsy manao otri-po
Tsy mifaly amin'ny tsy fahamarinana - Fa miara-mifaly @ fahamarinana kosa
Mandefitra ny zavatra rehetra - Mino ny zavatra rehetra
Manantena ny zavatra rehetra - Maharitra ny zavatra rehetra"
Hey
Tsy manao izay tsy mahamendrika (Tsy manao izay tsy mahamendrika)

'Lay mifaly raha mahomby ianao (Ny Tia)
'Lay mananatra raha toa mizahozaho (mizahozaho)
Raha mifaly aho dia eo Ianao (Teo Ianao tsy nandao)
Raha narary aho mbola teo foana Ianao (ouh)
Tsy mandao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 3996
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 01/03/2024 10:39