Nenina (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho mbola zaza no nampianarina
Hahafantatra Anao ry Tompo Mpamonjy marina
Dia reo hafatratra sy ireo anatranatra
Nomenao mba hananako fabytog fiadanana
Nefa indrisy fa nararako an-tany
Tsy nanaiky aho fa ho faty ireo izay tsy mino izany
Ka nihazakazaka nefa ho any an-davaka
Adino fa raha tsy eo enao dia tsy ho sambatra aho
Ankehitriny Ray o
Mba avelao izao ny heloko
F'efa nanota taminao, ka dia mifona tsotra izao
Ny fiainako dia neniko avokoa
Ireo fomba ratsiko dia neniko avokoa
Saingy mba nomenao talenta kely
De gydbgya nihevitra aho fa afaka ny andeha irery
Kanjo vao niantomboka d'efa indro potraka
Soa iany teo ianao noantso ahy, niantoraka
Ankehitriny Ray o
Mba lanmbsxc avelao izao ny heloko
F'efa nanota taminao, ka dia mifona tsotra izao
Ny fiainako dia neniko avokoa
Ireo fomba ratsiko dia neniko avokoa
Ankehitriny Ray o
Mba avelao izao ny heloko, ny heloko, ny heloko
F'efa nanota taminao, ka dia mifona tsotra izao
Ny fiainako de neniko avokoa
Ireo fomba ratsiko dia neniko avokoa
Aminao tononkira.serasera.org no atolotro ity fo.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 6613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 17/06/2019 17:52